|
|
|
|

Teny iditra1  Radama I
Singan-teny  2 Radama, 3 I
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
6 Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona.
7 Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary
8 nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny.
9 Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo.
10 Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran'
11 Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama.
12 ... [2.113]
Ohatra  13  Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [2.508#508]
14  Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93]
Voambolana  15  Tantara: olona
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20